Catégorie : Vaovao

Ny Click To Pray aty Afrika

Ny Click To Pray aty Afrika

Maro ankehitriny ireo mampiasa ny Click To Pray aty Afrika. Fitaovana iray hahafahana miditra ao amin’ny Tambajotram-pivavahan’ny Papa izy io. Hahafahana miara-mivavaka amin’ny Ray Masina ary hahazoana tolo-kevitra amin’ny vavaka hatao andavanandro ny fampiasana...

Fanontaniana sinaoda 2018

Sinaoda 2018 : lazao ny hevitrao

Te hahafantatra ny fiainan’ny tanora ny Fiangonana ka manentana azy ireo hamaly fanontaniana vitsivitsy ho fiatrehana ny sinaoda amin’ny taona 2018. Miantefa amin’ireo 16 ka hatramin’ny 29 taona io fanadihadiana io ka azonao atao...

Fivondronamben'ny Eveka

Hafatry ny Fivondronamben’ny Eveka – Mey 2017

“Manaova asa mendrika vokatry ny fibebahana ary miovà ho amin’ny tsara”( Lk 3,8) HAFATRA HO AN’NY KRISTIANINA REHETRA SY IREO TSARA SITRAPO REHETRA « Homba antsika mianakavy anie ny fahasoavana amam-piadanana avy amin’i Jesoa Kristy...

Efa nahazo Hafatro sy Firaisankina ianao ?

Efa nahazo Hafatro sy Firaisankina ianao ?

AFAFI, An-kafaliana no iarahabanay avy aty amin’ny Foibe Nasionaly antsika AFAFI-FET manerana ny Nosy nahatratra izao PAKA 2017 izao. Ny herin’i Kristy tafatsangan-ko velona anie hitondra hafaliana sy fiadanana ho antsika rehetra. Indro àry...

Fanambaran’ny Fivondronamben’ny Eveka eto Madagasikara

Fanambaran’ny Fivondronamben’ny Eveka eto Madagasikara

Ny Fivondronamben’ny Eveka eto Madagasikara, soloin’ny Filohany SE Mgr Désiré Tsarahazana, Arsevekan’i Toamasina, ny Filoha lefitra, SE Mgr Fabien Raharilamboniaina, Evekan’i Morondava ary ny Sekretera Jeneraly SE Mgr Jean Claude Randrianarisoa, Evekan’i Miarinarivo, tena,...

Hafatry ny Papa JMJ 2017

JMJ 2017 : hafatry ny Papa ho an’ny Tanora

Hafatry ny Papa JMJ 2017 Indreto indray isika mizotra miandalana, taorian’ny fihaonana mampitolagaga tany Cracovie, izay nankalazantsika ny Andro Maneran-tany faha-31 ho an’ny Tanora sy ny Taona Masin’ny Famindram-po. Nanaiky isika notarihin’ny Masindahy Joany...

VPKA

Fihaonam-be nasiônalin’ny ankizy : any Morondava ny fotoana

Hotanterahina any Morondava ny 23 ka hatramin’ny 28 Aogositra 2017 ny andiany faharoa amin’ny Fihaonam-be nasiônalin’ny ankizy. “Ankizy Katolika miara-dia amin’i Masina Maria, mitondra ny namany mankany amin’i Jesoa” no lohahevitra iompanan’io hetsika io...

Tolotanana ho an’Antsakabary

Tolotanana ho an’Antsakabary

AFAFI, Noho ny trangan-javatra nampalahelo niseho tany Antsakabary, Befandriana Avaratra, dia maro ireo Kristianina namoy ny fananany, maro ireo mpianatra tsy afaka mianatra noho ny fahamaizan’ny sekoly. Nanao antso avo ny Evekan’ny Diosezin’Ambanja ho...

Mangatam-bavaka amintsika ny Papa Fransoa

Mangatam-bavaka amintsika ny Papa Fransoa

« Mangataka aminareo aho mba hivavaka ho ahy sy ireo mpiara-miasa amiko » hoy ny Ray Masina Fransoa tamin’ny alahady teo nandritra ny anjelisy. Ny alahady tolakandro izy sy ny ekipany no nihazo an’i Arricia, tanàna...

Maintirano, diosezy faha-22 eto Madagasikara

Maintirano, diosezy faha-22 eto Madagasikara

Niampy iray ny diosezy eto Madagasikara. Ny 8 febroary no najoron’i Papa Fransoa ho diosezy Maintirano. Mba hahatsotra ny fahazoantsika azy dia mifandraika amin’ny faritr’i Melaky ity diosezy vaovao ity. Araka izany dia tanan-dehibe...