Catégorie : Vaovao

Fisaorana avy amin’ny Fivondronamben’ny Eveka

Fisaorana avy amin’ny Fivondronamben’ny Eveka

Ho aminareo anie ny Fiadanana Ry havana malala, Noho ny fitsimbinan’Izy Tompo dia tontosa soa aman-tsara ny famangiana notanterahin’i Ray aman-dReny, ny Kardinaly Pietro PAROLIN, Sekreteram-panjakana ao amin’ny Fiketrahana Masina, nirahin’ny Papa Ray masina...

Handray ny Lakroa JMJ Mada ny diosezin’Antananarivo

Handray ny Lakroa JMJ Mada ny diosezin’Antananarivo

Taorian’ny JMJ Mada 8 notanterahina tany Fianarantsoa dia handray ny Lakroa JMJ Mada ny diosezin’Antananarivo ny zoma 27 janoary 2017. Toa izao ny fandaharam-potoana : 3ora : Fitsenana ny Lakroa eny amin’ny Wagon Ambalavao Ambatofotsy...

Fandaharam-potoanan’i Kardinaly Pietro PAROLIN

Fandaharam-potoanan’i Kardinaly Pietro PAROLIN

Hitsidika an’i Madagasikara ny 26 ka hatramin’ny 31 janoary ny kardinaly Pietro PAROLIN. Sekreteram-panjakan’i Vatican izy nanomboka ny 15 oktôbra 2013 ary tafiditra ao anatin’ny fankalazana ny faha 50 taona nisian’ny fifandraisana ara-diplaomatika eo...

Mitohy ny asa fitoriana amin’ny endriny vaovao

Mitohy ny asa fitoriana amin’ny endriny vaovao

Click to Pray Mahatratra 310.000 ankehitriny ireo mampiasa ity fitaovana ity. Marihina fa fitenim-pirenena efatra no misy ankehitriny dia ny frantsay, anglisy, espagnôla ary portugey. Hiampy telo kosa izany amin’ity taona ity : italianina,...

Hifantoka amin’i Masina Maria ireo JMJ telo manaraka

Hifantoka amin’i Masina Maria ireo JMJ telo manaraka

Taorian’ny Hasambarana dia hifantoka bebe kokoa amin’ilay Renin’Andriamanitra ny hafatry ny Fiangonana ho an’ny tanora mandritra ny telo taona manaraka. Entanina ary ny tanora hahay handinika ny lasa, hiatrika ny ankehitriny ary hanantena ny...

Feno 80 taona ny Papa Fransoa

Feno 80 taona ny Papa Fransoa

Feno 80 taona ny sabotsy 17 desambra teo ny Ray Masina. Nisy ny horonan-tsary ho firarian-tsoa azy. Manentana antsika ihany koa hitondra am-bavaka ny asa fanompoana ataony eo anivon’ny Fiangonana.  

Ny tantaram-piainako sy ny fanabeazako ny zanako

Ny tantaram-piainako sy ny fanabeazako ny zanako

Ho fanatanterahana ny asa fitoriana ataony momba ny fiainam-pianakaviana,  Ny Mouvement Chrétien de Cadres et de Professionnels (MCCP) ANTANANARIVO dia faly manasa anao amin’ny « Rentrée des Parents 2016″ mitondra ny lohahevitra hoe :  «  Ny tantaram-piainako...

Fivondronamben'ny Eveka

Hafatra avy amin’ny Fivondronamben’ny eveka

“Izaho no Lalana sy Fahamarinana ary Fiainana” Jn 14,6 Ho antsika kristianina rehetra sy ireo tsara sitra-po eto amin’ity Nosy malalantsika ity! Homba anareo anie ny Fiadanan’i Kristy! Nandritra iny taonan’ny famindram-po iny no...