Catégorie : Vaovao
JMJ 2021 : Hafatry ny Papa Fransoa ho an’ny tanora
“Mitsangana fa ataoko vavolombelon’ny zavatra efa hitanao ianao” (Asa 26, 16) Te hifampitantana aminareo indray aho mba hiaraka hanohy ny fivahinianana masina ara-panahy izay mitondra antsika mankany amin’ny andro iraisam-pirenena ho an’ny tanora any...
Faritra zezoita an’i Madagasikara : jôbily telo sosona !
Mankalaza jôbily telo sosona ny Faritra zezoita an’i Madagasikara. Hisy ny Eokaristia Masina ho fanakatonana ny taon-Jobily faha-50 taonan’ny Faritra zezoita an’i Madagasikara, ny faha-125 taona nahamartiry an’i Jacques Berthieu, ary fanokafana ny faha-500...
Fankalazana ny taona ignasianina : ndao hiara-mivavaka !
Mahita ny zavatra rehetra mihavao amin’i Kristy Mankalaza ny taona ignasianina ny Fikambanan’i Jesoa. Nisokatra ny alakamisy 20 mey teo izany ary hifarana ny 31 mey 2022. Hisy ny vavaka iombonana maneran-tany ny alahady...
Herinandro Laudato Si : mandraisà anjara !
Manomboka androany 16 mey ary hifarana amin’ny talata 25 mey ny herinandro Laudato Si. Maro ireo hetsika nankalazana ny fahadimytaonan’ilay ansiklika navoakan’i Papa Fransoa. Fotoana ihany koa izao hisintomana lesona manoloana ny valan’aretina Covid-19...
Mgr Gabriel RANDRIANANTENAINA : nahazo eveka vaovao ny diosezin’i Tsiroanomandidy
Nahazo mpiandry ondry ny diosezin’i Tsiroanomandidy. Notendren’i Papa Fransoa hitarika io diosezy io Mgr Gabriel RANDRIANANTENAINA. Maro ireo andraikitra niantsorohany mialoha izao fanendrena izao. Mgr Gabriel RANDRIANANTENAINA : 24 taona naha-pretra Teraka ny 26 Febroary...
Soridalana ho an’ny taona 2021
Toy ny fanao isan-taona amin’ny fiandohan’ny taom-pikatrohana sahala amin’izao dia manolotra mandrakariva ny SORIDALANA iombonana ho an’ny AFAFI-FET manerana ny Nosy ny Foibe Nasiônaly. Raha tsiahivina, tamin’ny datin’ny 17 Aogositra 2020, dia efa nisy...
« Makà tahaka ahy » : indro ny valin’ny lalao !
Arahabaina isika AFAFI-FET tsy ankanavaka manerana ny Nosy nahatontosa soamantsara ny famaranana ny fankalazana ny taon-jobily faha 100 taona niorenan’ny FET teto Madagasikara iny. Iaraha-mahita sy mahatsapa fa samy niezaka ny isan-diosezy nanamarika izany...
“Makà tahaka ahy toy ny akako tahaka an’i Kristy”
AFAFI, Amin’izao fankalazana ny fetin’i Mb Terezin’i Jesoa Zazakely izao dia mikarakara fifaninanana « Makà tahaka ahy » ao amin’ny Pejy Facebook AFAFI-FET Madagasikara APMEJ Madagascar ny Foibe Nasionalin’ny AFAFI – FET. Toy izao àry ny...
LOHATAONAN’NY FAHARIANA 2020 : Mandray anjara mavitrika isika !
Ny 01 Septambra ka hatramin’ny 04 Oktobra 2020 dia manasa antsika ny Papa Fransoa hiaina vanim-potoana iray atao hoe « SAISON DE LA CREATION » LOHATAONAN’NY FAHARIANA. Kristianina aman-tapitrisany no efa mankalaza io iray...