Fangatahana ampanaovin’ny Papa – Martsa 2024
Ho an’ireo manao martiry ny tenany
Mba hampiroborobo ny Eglizy anie ny herim-po sy ny zotom-po misionera ananan’ireo mahafoy ny ainy ho an’ny Evanjely any amin’ny toerana maro manerana izao tontolo izao.