Fangatahana ampanaovin’ny Papa – Mey 2024
Ho an’ny fiofanan’ny relijiozy sy ny seminarista
Mba hivelatra tsara eo am-panarahana ny antson’Andriamanitra anie ireo relijiozy sy seminarista noho ireo fiofanana araka ny maha olona, ara-pastoraly, ara-panahy ary ara-piaraha-monina omena azy ireo ka hahatonga azy ho vavolombelona mahatokin’ny Evanjely.