Hafatry ny birao maharitry ny Fivondronam-ben’ny Eveka eto Madagasikara
Ry Malagasy mpiray tanindrazana, Amin’izao fotoana ankatoky ny fihodinana faharoa amin’ny fifidianana izay ho filoham-pirenena izao, izay trangan-javatra lehibe iankinanan’ny ho avy sy ny fiainan’ny firenena amin’ny dimy taona manaraka, dia raisinay mpikambana ato...