Fandaharam-potoanan’i Kardinaly Pietro PAROLIN
Hitsidika an’i Madagasikara ny 26 ka hatramin’ny 31 janoary ny kardinaly Pietro PAROLIN. Sekreteram-panjakan’i Vatican izy nanomboka ny 15 oktôbra 2013 ary tafiditra ao anatin’ny fankalazana ny faha 50 taona nisian’ny fifandraisana ara-diplaomatika eo amin’ny fanjakana roa tonta izao fitsidihana izao.
Alakamisy 26. 23h35 : Fahatongavana eny Ivato
Zoma 27 :
Maraina : Fihaonana amin’ny filoham-pirenena
Tolakandro : Fihaonana amin’ny praiminisitra
Sabotsy 28 :
CEM – UCM – Ambatoroka
Alahady 29 : 9h00 Lamesa eny Mahamasina
>>> Misokatra @ 6 ora maraina ny vavahady. Entanina isika hiaraka mipetraka ary hanao fanamiana.
Alatsinainy 30 :
Maraina : 10 h : Kaonferansa eny @ ISTS Mandrimena
“Action diplomatique du Saint Siège dans le contexte international actuel »
Talata 31 :
Maraina : 8h30 : Famangiana ny Grand Séminaire Faliarivo
Tolakandro : Famangiana ny Akany Akamasoa (P Pedro)
Alina : Fiaingàna ho any Roma