Feno 80 taona ny Papa Fransoa
Feno 80 taona ny sabotsy 17 desambra teo ny Ray Masina.
Nisy ny horonan-tsary ho firarian-tsoa azy.
Manentana antsika ihany koa hitondra am-bavaka ny asa fanompoana ataony eo anivon’ny Fiangonana.
par Admin · 20 décembre 2016
Étiquettes : Hafatry ny Papa
Plus