Catégorie : Vavaka

Vavaka JMJ Mada 9

Vavaka JMJ Mada 9

Ry Andriamanitra Rainay ô, misaotra Anao izahay tamin’ny nanomezanao anay an’i Md Joany Paoly faharoa, ilay nampibaribary teo anivon’ny Eglizy Katolika fa fotoana sarobidy iainana ny fahamasinana ny fahatanorana. Nasehon’ireo Olomasina sy Olontsambatra mpiaro...

Fangatahana ampanaovin’ny Papa Ray Masina – Mey 2018

Fangatahana ampanaovin’ny Papa Ray Masina – Mey 2018

« Mba ho afa-manatanteraka ny andraikiny manokana eo amin’ny asa fitoriana imasoany ny lahika, ka hampiasa ny talentany manoloana ny fanamby apetraky ny fiainana ankehitriny ». Ny asa fitoriana sahanin’ny lahika indray no ifantohan’ny fangatahana iombonan’ny...

Fangatahana ampanaovin’ny Papa Ray Masina volana Marsa 2018

Fangatahana ampanaovin’ny Papa Ray Masina volana Marsa 2018

“Mba ho tsapan’ny Fiangonana manontolo ny maha zava-dehibe ny fahazaina mandanjalanja ara-panahy, na eo amin’ny fiainan’ny tsirairay na ny ankohonana manontolo”. Entanin’ny Papa Ray Masina indray isika kristianina mandritra ity volana Marsa ity hiezaka...

Fiomanam-panahy JMJ Mada IX

Fiomanam-panahy JMJ Mada IX

TSATILAKRI ! Efa nanomboka tamin’ny novambra 2017 ary hifarana amin’ny volana jolay ny vavaka hasiviambolana ho fiomanam-panahy ho amin’ny JMJ Mada IX. Mbola tsy tara raha toa ka mbola tsy nanao isika. Ireto avy...

Miady amin'ny kolikoly isika

Miady amin’ny kolikoly isika

« Mba tsy ho voasariky ny fanaovana kolikoly ireo manan-katao sy ireo mpanao politika ary ireo mpitondra fivavahana », io ny Fangatahana ampanaovin’ny Papa Ray Masina mandritra ity volana febroary ity. Indro ny horonan-tsary manazava izany...

Fangatahana ampanaovin’ny Papa Ray Masina volana Febroary 2018

Fangatahana ampanaovin’ny Papa Ray Masina volana Febroary 2018

« Mba tsy ho voasariky ny fanaovana kolikoly ireo manan-katao sy ireo mpanao politika ary ireo mpitondra fivavahana ». Mifantoka indrindra amin’ny fiadiana amin’ny fanaovana kolikoly ny vavaka iraisantsika ao amin’ny Tambajotram-pivavahan’ny Papa Maneran-tany amin’ity volana...

Fangatahan’ny Papa Ray Masina volana Janoary 2018

Fangatahan’ny Papa Ray Masina volana Janoary 2018

« Mba ho afaka miaina an-kalalahana ny finoany ireo Kristianina sy ireo mpino ara-pivavahana hafa vitsy an’isa any Azia » Vao tsy ela fa tamin’ny volana Novambra 2017 lasa iny isika no nasain’ny Papa niombom-bavaka taminy...