Fanolorana ny andro – janoary 2017
Mba handray andraikitra, entanin’ny fitiavam-bavaka sy ny fitiava-namana anie ny kristianina tsy mivaona amin’ny fampianaran’ny Tompo, ka hanatsara ny fiombonam-po amam-panahin’ny Fiangonana sy hiara-miasa hiatrika ny fanamby atrehin’ny olona ankehitriny.