Auteur : Admin

Kongresy Eokaristika 2024 ; hisokatra amin'ny 01 oktôbra 2024 ny fisoratana anarana

Kongresy Eokaristika Nasiônaly : ireo tsara ho fantatra

Nanatanteraka FILAN-KEVITRA NASIONALY ny AFAFI-FET Madagasikara ny 28 Aprily -29 Aprily -30 Aprily-01 May izay niompana tanteraka amin’ny fanomanana ny Kongresy Eokaristika Nasionaly (20-26 Aogostra 2024) any Antsiranana. Ireto avy no tsara ho fantatra...

JNE Mada 3 - Antananarivo

Hira Fanevan’ny JNE 3 : Rankizy ô, ndao hiara-dia

Ref : Rankizy ô avia, ndao hiara-dia, miantso anao ny Tompo Hiaina sy hitory ny Vaovao mahafaly nentin’i Kristy Rankizy miara-dia, filamatra ianao, efa fahazavana Tano ny finoana, Apositolin’ny Ankizy, fanantenan’ny Eglizy 1-Isika no...

Hafatry ny Papa Karemy 2023

Hafatry ny karemy 2023 : ny famolahan-tena, lalana sinôdaly

Loharano : Trinitera.org Ry rahalahy sy anabavy malala! Ny Evanjelin’i Matio, Marka sy Lioka dia samy mitantatra ny zavamisy tamin’ny fiovan’i Jesoa tarehy. Hitantsika amin’izany ny valintenin’Izy Tompo manoloana ny  tsy fahatakaran’ny mpianany ny...

Vavaka kongresy CNECAUM 2023

CNECAUM : Vavaka hiomanana sy hiainana ny kongresy 2023

Ry Andriamanitra Ray ô. Fitiavana ianao ary entanin’ny fitiavana anao izahay amin’izao kongresy izao ka tafaombona indray ao aminao. Ampio izahaymba tsy hivaona amin’ny maha-fiombonana Eokaristika anay. Fa ny fiombonanano manampy anay hatrany ho...

Russie sy Ukraine : vavaka ho fitsaharan'ny ady

Soridalana ho an’ny taom-panabeazana 2022 – 2023

Indro àry atolotra antsika ny soridalana hoentintsika hamakivaky indray ity taom-pikatrohana vaovao 2022-2023 ity. Manomboka amin’ny taona ho avy dia isaky ny 1 Oktobra no hanombohantsika AFAFI-FET miaraka ny taom-pikatrohana ka hanao ezaka manokana...