Fangatahana ampanaovin’ny Papa Ray Masina – Martsa 2021
Mba hiainana ao anatin’ny fihavaozam-panahy anie ny Sakramentan’ny Fampihavanana, hahafahana migoka ny famindrampon’Andriamanitra tsy misy fetra
Mba hiainana ao anatin’ny fihavaozam-panahy anie ny Sakramentan’ny Fampihavanana, hahafahana migoka ny famindrampon’Andriamanitra tsy misy fetra
Mba harovan’ny fiaraha-monina anie ny vehivavy ianjadian’ny herisetra ary horaisina an-tanana sy hohenoina ny fahorian’izy ireo. Hafatra mafonja no ampitain’ny fangatahana ampanaovin’ny Ray Masina ho an’izao volana febroary izao : hafatra mafonja hanoherana ireo karazana...
Mba homen’ny Tompo ny fahasoavana hiaina am-pirahalahiana tanteraka miaraka amin’ireo rahalahintsika sy anabavintsika hafa finoana isika, hifampitondra am-bavaka sy hisokatra amin’ny rehetra. Ny fangatahana amin’ity volana Janoary ity dia anentanan’ny Papa Ray Masina antsika,...
Mba hofahanan’ny Tenin’Andriamanitra sy ny fiainam-bavaka anie ny fifandraisantsika manokana amin’i Jesoa Kristy Aina fototra mampiray antsika amin’i Jesoa Kristy ny Tenin’Andriamanitra sy ny Fivavahana. Ny Tenin’Andriamanitra no anovozan-kery entina manamasina ny fiainana andavan’andro,...
Mba hanasoa ny fiainan’ny olombelona anie ny fandrosoan’ny siansa sy ny teknika Eto am-piandohana dia tsara ny ahalalantsika fa somary natao mahitsy kokoa sy namboarina ny dikan-teny nampiasaina mba ho mora ho an’ny sarambabem-bahoaka...
Mba ho afaka mandray anjara bebe kokoa amin’ny fitantanana ny Eglizy anie ny lahika, indrindra ny vehivavy noho ny hasin’ny batemy. Vao tsy ela akory fa tamin’ny Alahady 27 septambra teo isika no nankalaza...
Ry Ray Mpahary ny aina ô, Noho ny Teninao, dia rako-java-maniry mamokatra izay misy voa afafy sy hazo fihinam-boa isan-karazany ny Tany. Nomenao hamelona ny aina ny renirano, ny havoana, ny harena an-kibon’ny tany,...
Mba tsy horobaina ny harena voajanahary ary hozaraina am-pahamarinana sy am-panajana. Taona vitsivitsy lasa izay no nanoratan’ny Papa Fransoa ilay ansiklika malaza mitondra ny Lohateny hoe : « Laudato Si », anentanany indrindra ny olona rehetra tsy...
Ho an’ireo rehetra miasa sy mivelona amin’ny ranomasina, anisan’izany ny tantsambo, ny mpanjono sy ny fianakaviany Toy ny fanaony isan-taona, dia manoratra hafatra ho an’ireo mpino katolika miasa amin’ny sambo sy mivelona amin’ny ranomasina...
Mba ho voatantana am-pitiavana sy am-panajana ary hahazo ny torohevitra ilainy anie ny fianakaviana amin’izao androntsika izao Nandritra ny taon-jato maro, hatramin’izao androntsika izao, dia tsy nitsahatra namoaka fampianarana mivoatra lalandava sy marin-toerana momba...
Plus