Fanolorana ny andro : ireo fangatahana ho an’ny volana martsa 2016
Ireo fangatahana ho an’ny volana martsa 2016
Mba hahita fanohanana araka izay ilaina ireo fianakaviana sahirana ary mba hahita tontolo hahafahany mitombo sy mivelatra ny ankizy.
Ary noho ny vavaka tsy an-kijanona ataon’ny Eglizy dia mba hanana hery manoloana ny fitsapana sy tsy haneho fivadihana amin’ny Evanjely ireo kristianina voailikilika sy enjehina noho ny finoany.