Catégorie : Vaovao

Kaongresy eokaristika 2020 : ireo tsara ho fantatra

Kaongresy eokaristika 2020 : ireo tsara ho fantatra

TSATILAKRI Isan’ny hetsika lehibe hanamarihana ny faha zato taonan’ny Fivondronana Eokaristikan’ny Tanora ny kaongresy eokaristika hatao any Antsiranana. Ireto avy ny tsara ho fantatra amin’izany : Daty : 26 aogositra – 31 aogositra 2020 Fisoratana...

Hafatry ny Aomônie Nasionaly ho an’ny faha 100 Taona

Hafatry ny Aomônie Nasionaly ho an’ny faha 100 Taona

« Ny Teny tonga Nofo, Nofo tonga Mofo, Mofo zary Aina »   Io teny Fanevan’ny Taon-jobily faha 100 taona niorenan’ny FET teto amin’ny Nosintsika io no entina miarahaba antsika rehetra amin’izao taom-pahasoavana diavintsika AFAFI-FET sy...

Taon-jôbily faha 100 Taona : Hira Faneva

Taon-jôbily faha 100 Taona : Hira Faneva

FET 100 taona   1. Fa hiroso hatrany ka tsy hihemotra hanamafy ny toky izay natao Ireo ezaka sy dingana vitako dia noho Ianao Jesoa Manaiky ‘zahay fa taninketsanao, ka vonona ho Anao  ...

Hafatry ny Papa ho an’ny karemy 2019

Hafatry ny Papa ho an’ny karemy 2019

« Efa tsindrian-daona ery ny zava-boahary miandry ny hanehoana ireo zanak’Andriamanitra » (Rm 8, 19) Ry rahalahy sy anabavy ao amin’ny Tompo, Isan-taona, miaraka amin’ny Fiangonana Renintsika, Andriamanitra Ray dia “manomana ny kristianina hankalaza ny Paka...

Soridalana AFAFI-FET

Soridalana iombonan’ny AFAFI-FET

Miditra ny taona fahatelo fiomanam-panahy amin’ny fankalazana ny faha 100 taona niorenan’ny FET eto Madagasikara isika amin’izao taom-pikatrohana izao izao, dia ny “Taonan’ny Eokaristia” izany. Tsara ny manamarika fa tsy ny teny Faneva ihany...

Jery Todiky ny taona 2018

Jery Todiky ny taona 2018

« Raiso ary hano: Vatako ity… Isotroinareo rehetra: Rako ity » (Mt 26, 26-28) Iarahantsika mahalala fa tena ao anatin’ny fiomanam-panahy tanteraka amin’ny fankalazana ny Jobily faha 100 taona niorenan’ny FET eto Madagasikara isika amin’izao...