Catégorie : Fiofanana

Toritenin’i Kardinaly Pietro PAROLIN

Toritenin’i Kardinaly Pietro PAROLIN

  Loharano : Lakroa.mg   Son Eminence le Cardilnal Maurice Piat, Ianareo rahalahy malala ao amin’ny fivondronamben’ny Eveka eto Madagasikara sy avy amin’ireo nosin’ny ranomasimbe indianina, Ianareo pretra, ianareo diakra, Ianareo relijiozy lahy sy...

Fototry ny fahombiazan’ny fifandraisana

Fototry ny fahombiazan’ny fifandraisana

Afafi ! Antsika rehetra ity tranonkala ity ka raha misy ny fifampizaràna tianao atao dia asa misalasala. Anio dia Aurélien RANDRIANANDRASANA, mpanabe tanora no manolotra antsika taridalana hahafahana manatsara bebe kokoa ny fifandraisana. ———–...

Soridalana ho an’ny taom-panabeazana 2016 – 2017

Soridalana ho an’ny taom-panabeazana 2016 – 2017

«Miambena ianareo ary mivavaha » (Marka 14, 38a) Afafi ! – FET !             Hafaliana ho anay aty amin’ny Foibe Nasiônalin’ny AFAFI-FET  no miarahaba antsika rehetra  Aomônie, Zoky am-panahy, Mpanabe sy ny AFAFI-FET tsy ankanavaka manerana ny...

Mandela Washington Fellowship 2017

Mandela Washington Fellowship 2017

The Mandela Washington Fellowship for Young African Leaders, begun in 2014, is the flagship program of the Young African Leaders Initiative (YALI) that empowers young people through academic coursework, leadership training, and networking. In...

Fantaro ny taonan’ny famindram-po

Hanomboka amin’ny 8 desambra 2015 ary tsy hifarana raha tsy amin’ny 20 novambra 2016 ny Jôbily manokan’ny famindram-po. « Mpamindra fo tahaka ny Ray », notsoahina tao amin’ny Lk, 6-36, io ny teny ho enti-miaina sy...

Laudato si, ho fiarovana ny fonenana iombonana

Laudato si, ho fiarovana ny fonenana iombonana

Hiatrehana ny faharavan’ny tontolo iainana ny Laudato si « Hoderaina anie ianao ry Tompoko » io no lohatenin’ny ansiklika navoakan’ny Papa Fransoa tamin’ny 24 mey 2015 lasa teo. Ho fiarovana ny tany, fananana iombonana no votoatin’ny...