Auteur : Admin

Fanolorana ny andro : fangatahana ho an’ny janoary 2016

Fanolorana ny andro : fangatahana ho an’ny janoary 2016

Fanolorana ny andro : fangatahana ho an’ny janoary 2016 Mba hitondra fiadanana sy fahamarinana ny fifanakalozan-kevitra ataon’ny lehilahy sy ny vehivavy amin’ny antokom-pivavahana samihafa. Ary ho voasoroky ny fifampiresahana sy ny fitiavanamana kristianina noho...

Sapilen’ny famindrapon’Andriamanitra

Sapilen’ny famindrapon’Andriamanitra

Fanombohana : Rainay any an-danitra Arahaba ry Maria Izaho mino Sapile : Ry Ray mandrakizay, atolotro ho Anao ny vatana, ny rà, ny Fanahy sy ny maha-Andriamanitra an’ilay Zanakao malalanao, dia i Jesoa Kristy...

Hafatra ho an’ny AFAFI-FET : jery todika, soridalana…

Hafatra ho an’ny AFAFI-FET : jery todika, soridalana…

« Aoka ho mpamindra fo tahaka ny Rainareo mpamindra fo ianareo » (Lioka 6, 36) Afafi ! – FET !     Hafaliana ho anay aty amin’ny Foibe Nasiônalin’ny AFAFI-FET  no miarahaba antsika rehetra  Aomônie, Zoky am-panahy, Mpanabe...

Vavaky ny taonan’ny famindram-po

Vavaky ny taonan’ny famindram-po

Ry Jesoa Kristy Tompo, ianao no nampianatra anay ho mpamindra fo tahaka ny Ray any an-danitra, ary nilaza taminay fa izay mahita Anao dia mahita ny Ray, asehoy anay ny endrikao dia ho voavonjy...

Akon’ny famaranana ny taon-jôbily

TSATILAKRI ! Isaorana ny Tompo, isaorana ireo rayamandreny, isaorana antsika rehetra sy ireo mpanao soa fa tontosa soa aman-tsara ny fihaonam-be nasiônalin’ny Afafi-Fet ho famaranana ireo taon-jôbily maro sosona. Ho entina miandalana eto ihany...

Fantaro ny taonan’ny famindram-po

Hanomboka amin’ny 8 desambra 2015 ary tsy hifarana raha tsy amin’ny 20 novambra 2016 ny Jôbily manokan’ny famindram-po. « Mpamindra fo tahaka ny Ray », notsoahina tao amin’ny Lk, 6-36, io ny teny ho enti-miaina sy...

Hafatry ny Fivondronam-ben’ny eveka, novambra 2015

Loharano : Lakroa.mg Hosokafan’ny Papa Ray Masina Fransoa amin’ny 8 desambra ho avy izao ny vavaravaran’ny Taona Masina momba ny « FAMINDRAM-PON’ANDRIMANITRA », izay hiombonan’ny diosezy tsirairay avy. Asaina hiara-mamakivaky izany taom-pahasoavana manokana izany...