Fanolorana ny andro : ireo fangatahana ho an’ny desambra 2015
TSATILAKRI,
Ireto ny fangatahana ho an’ny volana desambra 2015 :
– Mba ho afaka hanandrana ny famindrampon’Andriamanitra izay tsy mitsahatra mamela heloka isika ;
– Ary hahita fanantenanana amin’ny fahaterahan’i Jesoa ny fianakaviana, indrindra ireo fianakaviana mijaly.
Ankoatry ny vavaka ataontsika tsirairay dia entanina isika ho amin’ny fiombonam-bavaka isaky ny zoma voalohany.