Aoka haka tahaka ireo olomasina manodidina antsika isika hoy ny papa Fransoa
Loharano : Zenith.org Fakan-tahaka ny olomasina saingy tsy ireo nasandratra ho eo amin’ny laharana maha-olomasina ihany, fa indrindra ireo olomasina manodidina antsika, niezaka nampihatra ny Evanjely teo amin’ny fiainany andavanandro, omban’ny fahasoavan’Andriamanitra. Firy tamin’ireo...