Vavaka Fanolorana ny andro 2017
Afafi !
Efa vonona ny vavaka fanolorana ny andro 2017, afaka manafatra aty amin’ny foibe nasiônaly ireo izay mbola tsy manana.
Indreto ny sehatra hahafahana mifandray :
– Tel (ora fiasana) : 22 236 94 / 033 02 892 13 / 034 06 262 59
– E-mail : fet_afafi@yahoo.fr
Ankoatry ny fiombonana am-bavaka dia entanina ihany koa isika hanao asa mifanaraka amin’ireo fanamby asain’i Ray Masina atrehintsika.
Amafisina ihany koa fa anjarantsika ny manaparitaka ny vavaka fanolorana ny andro ka mazotoa amin’ny fanentanana eny anivon’ny paroasy sy ny sehatra ikatrohantsika tsirairay avy.
Afitema