Fanolorana ny andro : ireo fangatahana ho an’ny desambra 2016
Fanolorana ny andro : ireo fangatahana ho an’ny desambra 2016
Mba hofoana na aiza na aiza eran-tany ny fampiasana ny ankizy handray anjara amin’ny ady.
Ary hohain’ny vahoaka ao Eropa ny mahita indray ny hatsara sy ny hasoa ary ny fahamarinan’ny Evanjely izay manome hafaliana sy fanantenana ny fiainana