Étiqueté : Md Jacques Berthieu

Fivahiniana masina any Ambiatibe

Hankalaza ny faha-4 taona nanandratana ho olomasina sy faha 120 taona naha-maritiry an’i Md Jacques Berthieu isika ny Sabotsy 22 sy 23 Oktobra 2016 ho avy izao. Io hitantsika amin’ny sary io ny fandaharam-potoana,...

Fivahiniana masina any Ambiatibe : 23, 24, 25 oktobra 2015

Fivahiniana masina any Ambiatibe : 23, 24, 25 oktobra 2015

« Aleoko miara-ory amin’ireto ondriko ireto » Md Jacques Berthieu Faha III taona nananganana olomasina an’i Md Jacques Berthieu. Zoma 23 oktobra Lalan’ny Hazofijaliana 7 ora 30 : Fiaingana avy ao Analamahitsy ho any Ambohibemasoandro 10 ora :...