Catégorie : Vavaka

Taonan'i Md Josefa : vavaka fanajana

Taonan’i Md Josefa : Vavaka fanajana

Miarahaba anao izahay, ry ray mpiahy ny Mpanavotra, Vady masin’i Maria Virjiny Ianao no nanankinan’Andriamanitra ny Zanany lahy tokana, Ianao no nametrahan’i Masina Maria ny fitokisany, Noho ny fanekenao dia tonga olombelona i Kristy....

Fanolorana ny andro - Febroary 2021

Fangatahana ampanaovin’ny Papa Ray Masina – Febroary 2021

Mba harovan’ny fiaraha-monina anie ny vehivavy ianjadian’ny herisetra ary horaisina an-tanana sy hohenoina ny fahorian’izy ireo. Hafatra mafonja no ampitain’ny fangatahana ampanaovin’ny Ray Masina ho an’izao volana febroary izao : hafatra mafonja hanoherana ireo karazana...

Fanolorana ny andro Janoary 2021

Fangatahana ampanaovin’ny Papa Ray Masina – Janoary 2021

Mba homen’ny Tompo ny fahasoavana hiaina am-pirahalahiana tanteraka miaraka amin’ireo rahalahintsika sy anabavintsika hafa finoana isika, hifampitondra am-bavaka sy hisokatra amin’ny rehetra. Ny fangatahana amin’ity volana Janoary ity dia anentanan’ny Papa Ray Masina antsika,...

Fangatahana ampanaovin’ny Papa Ray Masina – Desambra 2020

Mba hofahanan’ny Tenin’Andriamanitra sy ny fiainam-bavaka anie ny fifandraisantsika manokana amin’i Jesoa Kristy Aina fototra mampiray antsika amin’i Jesoa Kristy ny Tenin’Andriamanitra sy ny Fivavahana. Ny Tenin’Andriamanitra no anovozan-kery entina manamasina ny fiainana andavan’andro,...