LOHATAONAN’NY FAHARIANA 2020 – Vavaka iombonana amin’ny Papa François
Ry Ray Mpahary ny aina ô, Noho ny Teninao, dia rako-java-maniry mamokatra izay misy voa afafy sy hazo fihinam-boa isan-karazany ny Tany. Nomenao hamelona ny aina ny renirano, ny havoana, ny harena an-kibon’ny tany,...