Étiqueté : TPPM

Fangatahana ampanaovin’ny Papa Ray Masina – aprily 2020

Fangatahana ampanaovin’ny Papa Ray Masina – aprily 2020

Mba hahazo fanampiana sy fanohanana amin’ny ezaka ataony anie ireo te hiala amin’ny filàna mangeja isan-karazany. Anisan’ny loza lehibe mandrava sy manapotika ny fiainan’ny olombelona ny fahazaran-dratsy izay miteraka filàna mangeja, mitondra mankany amin’ny...

Fangatahana ampanaovin’ny Papa Ray Masina – febroary 2020

Fangatahana ampanaovin’ny Papa Ray Masina – febroary 2020

Mba hohenoina sy hoheverina anie ny tarainan’ireo mpifindra monina vokatry ny fanondranan’olona mamoafady satria mbola mpiray tampo amintsika izy ireo.   Anisan’ny mampiavaka ny Papa François amin’izao fitondrany sy fiahiany am-panahy ny Eglizy izao,...

Fangatahana ampanaovin’ny Papa Ray Masina – desambra 2019

Fangatahana ampanaovin’ny Papa Ray Masina – desambra 2019

Mba hataon’ny firenena tsirairay ho laharam-pahamehana anie ny hoavin’ny ankizy, indrindra ireo mijaly Mifototra indrindra amin’ny hoavin’ny ankizy ny fangatahana ampanaovin’ny Papa mandritra ity volana ity. Manentana ny vita Batemy rehetra tsy ankanavaka izy...

Fangatahana ampanaovin’ny Papa Ray Masina – novambra 2019

Fangatahana ampanaovin’ny Papa Ray Masina – novambra 2019

Mba hanjaka any Proche-Orient, izay faritra misy ireo samihafa finoana maro miara-monina anie ny fifanakalozan-kevitra, ny fifampizaràna ary ny fampihavanana. Fandrentsika matetika amin’ny haino aman-jery sy ny fampahalalam-baovao isan-karazany i Proche Orient izay faritra...

Fangatahana ampanaovin’ny Papa Ray Masina – jona 2019

Fangatahana ampanaovin’ny Papa Ray Masina – jona 2019

« Mba hiara-mientana amn’ireo tena mahantra, amin’ny alalan’ny fahononan-tena sy ny fanetren-tena eo amin’ny fiainany anie ny pretra ». Fantatsika loatra fa ny hanolotra Sorona Masina sy hizara Sakramenta ho an’ny kristianina no Iraka fototra maha...