Étiqueté : TPPM

Fangatahana ampanaovin’ny Papa Ray Masina – septambra 2020

Mba tsy horobaina ny harena voajanahary ary hozaraina am-pahamarinana sy am-panajana. Taona vitsivitsy lasa izay no nanoratan’ny Papa Fransoa ilay ansiklika malaza mitondra ny Lohateny hoe : « Laudato Si », anentanany indrindra ny olona rehetra tsy...

Fangatahana ampanaovin’ny Papa Ray Masina – jolay 2020

Fangatahana ampanaovin’ny Papa Ray Masina – jolay 2020

Mba ho voatantana am-pitiavana sy am-panajana ary hahazo ny torohevitra ilainy anie ny fianakaviana amin’izao androntsika izao Nandritra ny taon-jato maro, hatramin’izao androntsika izao, dia tsy nitsahatra namoaka fampianarana mivoatra lalandava sy marin-toerana momba...

Fangatahana ampanaovin’ny Papa Ray Masina – jona 2020

Fangatahana ampanaovin’ny Papa Ray Masina – jona 2020

Mba hanaiky hotohinin’i Fon’i Jesoa anie ireo mijaly ka hahita ny Lalan’ny fiainana. Entanin’ny Papa Ray Masina indray isika mandritra ity volana ity amin’ny fanolorana ny andro ataontsika isan’andro hitrotro am-bavaka ireo rehetra mijaly....

Fangatahana ampanaovin’ny Papa Ray Masina – mey 2020

Fangatahana ampanaovin’ny Papa Ray Masina – mey 2020

« Mba ho famantarana ny maha mpanompo ny Eglizy anie ny fijoroan’ny Diakra amin’ny fanomezam-pahasoavana hitory ny Tenin’Andriamanitra sy hanompo ny mahantra ». Ho an’ireo Diakra indray no iompanan’ny fangatahana  anentanan’ny Papa Ray Masina ny...

Fangatahana ampanaovin’ny Papa Ray Masina – aprily 2020

Fangatahana ampanaovin’ny Papa Ray Masina – aprily 2020

Mba hahazo fanampiana sy fanohanana amin’ny ezaka ataony anie ireo te hiala amin’ny filàna mangeja isan-karazany. Anisan’ny loza lehibe mandrava sy manapotika ny fiainan’ny olombelona ny fahazaran-dratsy izay miteraka filàna mangeja, mitondra mankany amin’ny...