Étiqueté : Hafatry ny Papa

Vavaka hasivian’andro ho fiombonam-bavaka amin’ny Ray Masina

Vavaka hasivian’andro ho fiombonam-bavaka amin’ny Ray Masina

Miteraka olana ho an’ny Eglizy manontolo ny fisian’ireo mpitondra fivavahana nanao fanararaotana ara-nofo. Manentana antsika kristianina manontlo hitrotro am-bavaka izany raharaha manahirana ny Fiangonana izany ny Papa François tamin’ny 20 Aogositra 2018 lasa teo, Nasongadiny fa...

Fangatahana ampanaovin’ny Papa Ray Masina – Mey 2018

Fangatahana ampanaovin’ny Papa Ray Masina – Mey 2018

« Mba ho afa-manatanteraka ny andraikiny manokana eo amin’ny asa fitoriana imasoany ny lahika, ka hampiasa ny talentany manoloana ny fanamby apetraky ny fiainana ankehitriny ». Ny asa fitoriana sahanin’ny lahika indray no ifantohan’ny fangatahana iombonan’ny...

Hafatry ny Papa ho an’ny tanora

Hafatry ny Papa ho an’ny tanora

« Aza matahotra, ry Maria, fa sitrak’Andriamanitra ianao » (Lk 1, 30)   Ry Tanora malala, Ny andro eran-tany ho an’ny tanora amin’ity taona 2018 ity dia maneho dingana iray amin’ny fanomanana ny Andro...

Hafatra Karemy 2018 – Mangatsia-po noho ny haratsiana

Hafatra Karemy 2018 – Mangatsia-po noho ny haratsiana

« Ary noho ny habetsahan’ny faharatsiana dia hihamangatsiaka ny fitiavan’ny maro » (Mt 24, 12) Ry rahalahy sy anabavy malala, ho tonga amintsika indray ny Pakan’ny Tompo ! Isa-taona, mba hiomantsika amin’izany, dia manolotra...

Fangatahana ampanaovin’ny Papa Ray Masina volana Marsa 2018

Fangatahana ampanaovin’ny Papa Ray Masina volana Marsa 2018

“Mba ho tsapan’ny Fiangonana manontolo ny maha zava-dehibe ny fahazaina mandanjalanja ara-panahy, na eo amin’ny fiainan’ny tsirairay na ny ankohonana manontolo”. Entanin’ny Papa Ray Masina indray isika kristianina mandritra ity volana Marsa ity hiezaka...

Miady amin'ny kolikoly isika

Miady amin’ny kolikoly isika

« Mba tsy ho voasariky ny fanaovana kolikoly ireo manan-katao sy ireo mpanao politika ary ireo mpitondra fivavahana », io ny Fangatahana ampanaovin’ny Papa Ray Masina mandritra ity volana febroary ity. Indro ny horonan-tsary manazava izany...