Étiqueté : CEPAL

Andron’ny lahika 2016 : teny fanirahana

Homba antsika mianakavy mandrakariva  anie  ny Fahasoavana amam-piadanana  avy amin’Izy Tompo . Mifarana ity ny Fankalazantsika  ny Andron’ny Lahika teto  Morondava . Isaorana sy ankasitrahana   i Mgr Marie Fabien  RAHARILAMBONIAINA sy ny Diosezy Morondava...