Catégorie : Vavaka

Fangatahana ampanaovin’ny Papa Ray Masina – aprily 2020

Fangatahana ampanaovin’ny Papa Ray Masina – aprily 2020

Mba hahazo fanampiana sy fanohanana amin’ny ezaka ataony anie ireo te hiala amin’ny filàna mangeja isan-karazany. Anisan’ny loza lehibe mandrava sy manapotika ny fiainan’ny olombelona ny fahazaran-dratsy izay miteraka filàna mangeja, mitondra mankany amin’ny...

Fangatahana ampanaovin’ny Papa Ray Masina – febroary 2020

Fangatahana ampanaovin’ny Papa Ray Masina – febroary 2020

Mba hohenoina sy hoheverina anie ny tarainan’ireo mpifindra monina vokatry ny fanondranan’olona mamoafady satria mbola mpiray tampo amintsika izy ireo.   Anisan’ny mampiavaka ny Papa François amin’izao fitondrany sy fiahiany am-panahy ny Eglizy izao,...

Kongresy Eokaristika 2020 : vavaka hasiviam-bolana ho fiomanana

Kongresy Eokaristika 2020 : vavaka hasiviam-bolana ho fiomanana

Arahabaina isika nankalaza tao anatin’ny hafaliana sy fanantenana ny ivon’ny Taon-jobily faha 100 taona iny. Mitohy hatrany ny fiainantsika ny Taon-jobily. « Mirosoa amin’ny lalina kokoa hatrany ». Hamafiso  amin’ny fiainam-bavaka sy ny fiainam-panahy ireo fiomanana...

Fangatahana ampanaovin’ny Papa Ray Masina – desambra 2019

Fangatahana ampanaovin’ny Papa Ray Masina – desambra 2019

Mba hataon’ny firenena tsirairay ho laharam-pahamehana anie ny hoavin’ny ankizy, indrindra ireo mijaly Mifototra indrindra amin’ny hoavin’ny ankizy ny fangatahana ampanaovin’ny Papa mandritra ity volana ity. Manentana ny vita Batemy rehetra tsy ankanavaka izy...

Fangatahana ampanaovin’ny Papa Ray Masina – novambra 2019

Fangatahana ampanaovin’ny Papa Ray Masina – novambra 2019

Mba hanjaka any Proche-Orient, izay faritra misy ireo samihafa finoana maro miara-monina anie ny fifanakalozan-kevitra, ny fifampizaràna ary ny fampihavanana. Fandrentsika matetika amin’ny haino aman-jery sy ny fampahalalam-baovao isan-karazany i Proche Orient izay faritra...

Fangatahana ampanaovin’ny Papa Ray Masina – oktôbra 2019

Fangatahana ampanaovin’ny Papa Ray Masina – oktôbra 2019

« Mba hahazo aim-baovao avy amin’ny Fanahy Masina anie ny asa fitoriana ao amin’ny Eglizy » Afantoky ny Papa Ray Masina amin’ny asa fitoriana eo anivon’ny Eglizy ny fangatahana iarahan’ny vita Batemy rehetra manandratra, amin’Ilay Andriamanitra...