Étiqueté : FET

Ny AFAFI, fototra sy fiandohan’ny FET

Ny AFAFI, fototra sy fiandohan’ny FET

Mifaningotra ary tsy azo sarahina ny AFAFI-FET. Loharano nipoirana sady aim-panahin’ny FET ny AFAFI; miaina, manapariaka ary mamelona ny AFAFI kosa ny FET. AFAFI, Aina sy Famonjena ny Fivavahana Fanazarantena hivelona amin’ny Finoana amin’ny...

Fantaro ny Ekipa Kristianina Ankehitriny

Fantaro ny Ekipa Kristianina Ankehitriny

EKA : Ekipa Kristianina Ankehitriny Sampany zokiny ao amin’ny Fivondronana eokaristikan’ny tanora ny EKA na Ekipa kristianina ankehitriny. Mamondrona ireo tanora 17 taona no mihoatra izy. Ny kendren’ny EKA dia « hampivelatra sy hampijoro...

Fanasina

Fanasina

Bokim-panabeazana atolotra ny Vavolombelon’i Kristy ny Fanasina. « Ho Vavolombelon’i Kristy, ho Fanasin’ny tany, ho Fahazavan’izao tontolo izao…tsy ampy intsony ny mahay katesizy na ny mahalala an’i Kristy fa ny fiainan’i Kristy mihitsy no ampianarina...

Miaradia

Miaradia

Bokim-panabeazana ho an’ny EKA ny Miara-dia. Atolotra an’ireo tanora maniry hahalala an’i Kristy, ho tia azy, hifanerasera aminy mba ho babony manontolo ny Miara-dia. Miompana amin’i Kristy ny Miara-dia. Ahoana ny fomba fiainana ao...

Irak’i Kristy : indreto zahay !

Irak’i Kristy : indreto zahay !

Iraka no iantsoana ny ankizy ao amin’ny Fivondronana Eokaristikan’ny Tanora. Iraka izy ireo satria nantsoin’i Kristy an-tsitrapo hampiray ny fanolorany sy ny vavaka ataony miaraka amin’ny Azy. Ary irahiny hitondra ny Hafany ho an’ireo...

Iza moa ianao ry Vavolombelon’i Kristy ?

Iza moa ianao ry Vavolombelon’i Kristy ?

Sampana iray eo anivon’ny Fivondronana Eokaristikan’ny Tanora ny Vavolombelon’i Kristy. Mamondrona ireo zatovo eo amin’ny 13 ka hatramin’ny 17 taona izy. Ho anao mpanabe Vavolombelon’i Kristy Fanamby miandry ny mpanabe ny hampifanentanana ny fanabeazana...

AFAFI-FET, sehatra amaliana ny antso maha iraka

AFAFI-FET, sehatra amaliana ny antso maha iraka

Ny Aina sy Famonjena ny Fivavahana ( na Aina ny Fivavahana teo aloha) no fototra sy fiandohana nipoiran’ny Fivondronana Eokaristikan’ny Tanora. Izy no loharano anovozany hery hoentina mamakivaky ny fiainana. Aina sy Famonjena ny...