Hafatry ny Fivondronamben’ny Eveka eto Madagasikara – Mey 2021
“Ny Fanahy Fahamarinana no hitari-dalana anareo amin’ny marina rehetra” (Jo 13, 20) Ho an’ny mpino katolika manerana ny Nosy Ho an’ny vahoaka malagasy sy ny tsara sitrapo rehetra, ...
“Ny Fanahy Fahamarinana no hitari-dalana anareo amin’ny marina rehetra” (Jo 13, 20) Ho an’ny mpino katolika manerana ny Nosy Ho an’ny vahoaka malagasy sy ny tsara sitrapo rehetra, ...
Nahazo mpiandry ondry ny diosezin’i Tsiroanomandidy. Notendren’i Papa Fransoa hitarika io diosezy io Mgr Gabriel RANDRIANANTENAINA. Maro ireo andraikitra niantsorohany mialoha izao fanendrena izao. Mgr Gabriel RANDRIANANTENAINA : 24 taona naha-pretra Teraka ny 26 Febroary...
Plus