Catégorie : EKA

Ekipa kristianina ankehitriny, sampana zokiny indrindra ato amin’ny Fivondronana eokaristikan’ny tanora.

Fanontaniana sinaoda 2018

Sinaoda 2018 : lazao ny hevitrao

Te hahafantatra ny fiainan’ny tanora ny Fiangonana ka manentana azy ireo hamaly fanontaniana vitsivitsy ho fiatrehana ny sinaoda amin’ny taona 2018. Miantefa amin’ireo 16 ka hatramin’ny 29 taona io fanadihadiana io ka azonao atao...

Fampiasam-panahy : herinandro fahatelo sy fahaefatra

Fampiasam-panahy : herinandro fahatelo sy fahaefatra

Fanohizana ny Fibanjinana ny Misterin’ny fiainan’i Kristy ny Herinandro fahatelo izay ibanjinana ny Fijalian’i Jesoa Kristy Tompo : manomboka eo amin’ny Sakafo farany tamin’ny Alakamisy Masina, ka hatramin’i Jesoa nalevina. Fandalinana ny safidy noraisina, anamarinana...

Fampiasam-panahy : herinandro faharoa

Fampiasam-panahy : herinandro faharoa

Ny Fibanjinana ny misterin’ny fiainan’i Kristy no saika mameno ny Herinandro faharoa. Io Fibanjinana io no mitarika ny mpanao Fampiasam-panahy hahalala bebe kokoa an’i Kristy ka hanahafany sy hanarahany dia Azy. Safidy irosoana eo...

Ny fizotry ny fampiasam-panahy

Ny fizotry ny fampiasam-panahy

Raha ny fizotry ny Fampiasam-panahy kosa no resahina dia mizara ho Herinandro efatra mazava tsara ny fomba entina miatrika sy manatanteraka azy. Ny Herinandro Voalohany [FP. 21 – 90]             Ny Herinandro Voalohany dia...

Ny fampiasam-panahy sy ny dingana ao amin’ny EKA

Ny fampiasam-panahy sy ny dingana ao amin’ny EKA

Ny Aim-panahy iveloman’ny AFAFI-FET dia mifototra indrindra amin’ny Fampiasam-panahin’i Md Ignasy avy any Loiola. Notakarina avy amin’ny Fampiasam-panahin’i Md Ignasy. Mifototra indrindra amin’ny atao hoe Fampiasampanahy ny AFAFI FP= Fanazaran‐tena hivelona amin’ny ny Vavaka,...

Fantaro ny Ekipa Kristianina Ankehitriny

Fantaro ny Ekipa Kristianina Ankehitriny

EKA : Ekipa Kristianina Ankehitriny Sampany zokiny ao amin’ny Fivondronana eokaristikan’ny tanora ny EKA na Ekipa kristianina ankehitriny. Mamondrona ireo tanora 17 taona no mihoatra izy. Ny kendren’ny EKA dia « hampivelatra sy hampijoro...