Catégorie : Fitaovana

Ho an'ireo manao martiry ny tenany

Fangatahana ampanaovin’ny Papa – Martsa 2024

Ho an’ireo manao martiry ny tenany Mba hampiroborobo ny Eglizy anie ny herim-po sy ny zotom-po misionera ananan’ireo mahafoy ny ainy ho an’ny Evanjely any amin’ny toerana maro manerana izao tontolo izao.

Ho an'ny fahasamihafana eo anivon'ny Eglizy

Fangatahana ampanaovin’ny Papa – Janoary 2024

Ho an’ny fahasamihafana ao amin’ny Eglizy Mba hanampy antsika hamantatra ireo fanomezam-pahasoavana maro eo anivon’ny ankohonana kristianina anie ny Fanahy Masina ary hahita ny harena ao amin’ireo fombam-pivavahana samihafa ao amin’ny Eglizy katolika.