Étiqueté : Fandriampahalemana

Vavaka fangatahana fandriampahalemana

Vavaka fangatahana fandriampahalemana

Ry Andriamanitra Rain’ny famindram-po ô Noharianao ho iray fianakaviana aminao izahay ary tsimbininao hatrany hiadana sy ho finaritra Tsy nahay namaly fitia anefa izahay, indrisy, fa nanalavitra Anao ka latsaka an-katerena Very fanahy mbola...