Catégorie : VK

Fihaonam-ben'ny ankizy - Morondava

Hira fanevan’ny JNE : Entanin’ny fiombonana

Indro atolotra antsika ny hira fanevan’ny JNE hatao any Morondava ny 23 – 28 aogositra 2017 Entanin’ny Fiombonana Zahay ankizy Katolika, maneho hafaliana Voairaka, hitory Vaovao Mahafaly e Ireo namanay, izay mbola variana Tianay...

Iza moa ianao ry Vavolombelon’i Kristy ?

Iza moa ianao ry Vavolombelon’i Kristy ?

Sampana iray eo anivon’ny Fivondronana Eokaristikan’ny Tanora ny Vavolombelon’i Kristy. Mamondrona ireo zatovo eo amin’ny 13 ka hatramin’ny 17 taona izy. Ho anao mpanabe Vavolombelon’i Kristy Fanamby miandry ny mpanabe ny hampifanentanana ny fanabeazana...