Étiqueté : Olomasina

Mère Teresa

Iza moa i Mère Teresa ?

Loharano : LaCroix, 3 septambra 2016 Nasandratry ny Fiangonana ho olomasina i Mère Teresa ny 4 septambra lasa teo. Indreto misy daty vitsivitsy hahafantarantsika bebe kokoa io mpiahy manokana ny mahantra io. Ekena fa maro...

Fantaro i Md Louis De Gonzague

Fantaro i Md Louis De Gonzague

Loharano : www.jesuites.com Ankalazaina anio 21 jona Md Louis De Gonzague, mpiaro ny tanora, indrindra fa isika mpianatra. Amin’izao taonan’ny fiainana voatokana izao dia anisan’ny ohatra fakan-tahaka i Md Louis de Gonzague amin’ny fihainoana ny...