Étiqueté : JMJ Mada

Vavaka ho an'ny JMJ Mada X

Vavaka ho an’ny JMJ Mada X

Andriamanitra Rainay ô !  Entanin’ny Fanahinao Masina izahay ka midera sy misaotra Anao. Tsy misy miafina aminao ny fiainanay tanora, ny halemenay sy ny hafanam-ponay. Miredareda ao anatinay ny faniriana te-hamaly sy hanatanteraka ny antsonao...

Fanentanana avy amin’ny Foibe nasiônaly

Fanentanana avy amin’ny Foibe nasiônaly

  Taratasim-pifandraisana : 004_01/08/2018 « Tompo ô, Ianao no manana ny Tenin’ny fiainana mandrakizay » (Joany 6, 69) AFAFI ! – FET ! An-kafaliana indray no iarahabana antsika rehetra amin’ny alalan’ity taratasim-pifandraisana fahaefatra ity. Indreto misy vaovao maika ampitaina...

Hira Faneva JMJ Mada IX

Hira Faneva JMJ Mada IX

1- Hifampitantana e! Hiara-dàlana e! Hiombona ao amin’ny Ray Ny Ray ‘zay nandefa ny Zanany Sy naniraka ny Fanahy Masina Ny Fiangonana fiombonana no mampiombona antsika Miombona amin’i Maria Reny, Maria Renin’ny Fiangonana Refrain...

Vavaka JMJ Mada 9

Vavaka JMJ Mada 9

Ry Andriamanitra Rainay ô, misaotra Anao izahay tamin’ny nanomezanao anay an’i Md Joany Paoly faharoa, ilay nampibaribary teo anivon’ny Eglizy Katolika fa fotoana sarobidy iainana ny fahamasinana ny fahatanorana. Nasehon’ireo Olomasina sy Olontsambatra mpiaro...

Fiomanam-panahy JMJ Mada IX

Fiomanam-panahy JMJ Mada IX

TSATILAKRI ! Efa nanomboka tamin’ny novambra 2017 ary hifarana amin’ny volana jolay ny vavaka hasiviambolana ho fiomanam-panahy ho amin’ny JMJ Mada IX. Mbola tsy tara raha toa ka mbola tsy nanao isika. Ireto avy...

Handray ny Lakroa JMJ Mada ny diosezin’Antananarivo

Handray ny Lakroa JMJ Mada ny diosezin’Antananarivo

Taorian’ny JMJ Mada 8 notanterahina tany Fianarantsoa dia handray ny Lakroa JMJ Mada ny diosezin’Antananarivo ny zoma 27 janoary 2017. Toa izao ny fandaharam-potoana : 3ora : Fitsenana ny Lakroa eny amin’ny Wagon Ambalavao Ambatofotsy...

Sambatra ny madio fo, hira fanevan’ny JMJ Mada 8

Sambatra ny madio fo, hira fanevan’ny JMJ Mada 8

1. Ny teninao ry Ray, manazava sy milaza F’izay madio tanana sy izay mazava fo No afaka hiakatra ilay vohitra malaza Higoka hasambarana tsy manam-paharoa (x2) Sambatra e! izay madio fo, fanahy amam-batana Fa...