Étiqueté : Hafatry ny Papa

“Mitsangana fa ataoko vavolombelon’ny zavatra efa hitanao ianao” (Asa 26, 16)

JMJ 2021 : Hafatry ny Papa Fransoa ho an’ny tanora

“Mitsangana fa ataoko vavolombelon’ny zavatra efa hitanao ianao” (Asa 26, 16)  Te hifampitantana aminareo indray aho mba hiaraka hanohy ny fivahinianana masina ara-panahy izay mitondra antsika mankany amin’ny andro iraisam-pirenena ho an’ny tanora any...

Herinandro Laudato Si

Herinandro Laudato Si : mandraisà anjara !

Manomboka androany 16 mey ary hifarana amin’ny talata 25 mey ny herinandro Laudato Si. Maro ireo hetsika nankalazana ny fahadimytaonan’ilay ansiklika navoakan’i Papa Fransoa. Fotoana ihany koa izao hisintomana lesona manoloana ny valan’aretina Covid-19...

Fangatahana ampanaovin’ny Papa Ray Masina – febroary 2020

Fangatahana ampanaovin’ny Papa Ray Masina – febroary 2020

Mba hohenoina sy hoheverina anie ny tarainan’ireo mpifindra monina vokatry ny fanondranan’olona mamoafady satria mbola mpiray tampo amintsika izy ireo.   Anisan’ny mampiavaka ny Papa François amin’izao fitondrany sy fiahiany am-panahy ny Eglizy izao,...

Hafatry ny Papa Fransoa : Ny Fiadanana, lalan’ny fanantenana

Hafatry ny Papa Fransoa : Ny Fiadanana, lalan’ny fanantenana

HAFATRY NY PAPA FRANSOA Ho an’ny fankalazana ny andro manerantany faha-53 ho an’ny Fiadanana   NY FIADANANA, LALAN’NY FANANTENANA : FIFANAKALOZAN-KEVITRA, FAMPIHAVANANA ARY FIBEBAHANA ARA-TONTOLO IAINANA. 1. Ny Fiadanana, làlan’ny fanantenana manoloana ireo vato...