Mompera Arturo Sosa, Filoha jeneraly vaovaon’ny Fikambanan’i Jesoa
68 taona mompera Arturo Sosa (vakiana hoe soza) Marcelino Abascal amin’izao nahafoafidy azy ho Jeneraly faha 31 aorinan’ny Md Ignace de Loyola izao. Teratany venezoelana, avy any Amerika latinina. Izy no Filoha Jeneraly voalohany...