Étiqueté : Fiangonana

Feno 50 taona ny CEPAL : fifaninanana hira faneva sy logo

Feno 50 taona ny CEPAL : fifaninanana hira faneva sy logo

Ao anatin’ ny fankalazana ny jobily faha 50 taonan’ny CEPAL (Commission épiscopale pour  l’apostolat des laïcs)  dia misy fifaninana  hira faneva  sy logo   Toa izao ny andinindininy : LOHAHEVITRA : « Ianareo no fanasin’ny...

Diosezy folo mankalaza taon-jobily faha 60

Diosezy folo mankalaza taon-jobily faha 60

Diosezy folo no mankalaza taon-jobily amin’ity taona 2015 ity : Antananarivo, Antsirabe, Miarinarivo, Antsiranana, Ambanja, Mahajanga, Toamasina, Fianarantsoa, Morondava ary Tolagnaro. 60 taona nisiana, 60 taona nitoriana ny vaovao mahafaly. Fanamby goavana àry ny...

17% ny mponina eran-tany no manaraka ny finoana katôlika

17% ny mponina eran-tany no manaraka ny finoana katôlika

Nivoaka tamin’ny 16 aprily 2015 ireo tarehimarika mikasika ny fiainan’ny Fiangonana tamin’ny taona 2013 : – 1 miliara sy 253 tapitrisa ny kristianina katôlika : nahatratra 34% ny fitomboana taty Afrika, teo anelanelan’ny 2005...

Hafatry ny Ray masina ho an’ny karemy 2015

Hafatry ny Ray masina ho an’ny karemy 2015

Fotoam-pihavaozana sy fotoam-pahasoavana ny karemy hoy ny Papa Fransoa. Nanome sori-dalana telo izy hahafahantsika mandinika ity vanim-potoana diavin’ny Fiangonana ity : -1. “Raha misy rantsambatana iray marary dia miara-marary aminy ny rantsambatana rehetra” (1...

Handeha hiasa any Haïti Mgr Nugent

Handeha hiasa any Haïti Mgr Nugent

Voatendry hiasa any Haïti Mgr Nugent ka ny faran’ny volana izao izy no handao an’i Madagasikara. Dimy taona no niasany teto. Anisan’ny nampiavaka azy ny fitsidihana ireo diosezy sy ny fiombonana tamin’ireo mpisehatra eo...