Étiqueté : CNECAUM

Vavaka kongresy CNECAUM 2023

CNECAUM : Vavaka hiomanana sy hiainana ny kongresy 2023

Ry Andriamanitra Ray ô. Fitiavana ianao ary entanin’ny fitiavana anao izahay amin’izao kongresy izao ka tafaombona indray ao aminao. Ampio izahaymba tsy hivaona amin’ny maha-fiombonana Eokaristika anay. Fa ny fiombonanano manampy anay hatrany ho...

Vavaka ho an’ny faha 10 taonan’ny CNECAUM

Vavaka ho an’ny faha 10 taonan’ny CNECAUM

Ry Andriamanitra mahefa ny zavatra rehetra sy mandrakizay ô, Sitrakao ny miantso ireo tanora maro hivondrona ato anatin’ny CNECAUM na FET Oniversitera, mba hanara-dia an’i Jesoa Kristy, sy handalina ny finoana ary ny fiainana...

CNECAUM : hatao any Toamasina ny kaongresy fahatelo

CNECAUM : hatao any Toamasina ny kaongresy fahatelo

Ho tanterahina any Toamasina ny 7 ka hatramin’ny 11 aprily 2015 ho avy izao ny fihaonamben’ireo Ekipa kristianina ankehitriny misehatra eny anivon’ny ambaratonga ambony. Taorian’i Mahajanga sy Fianarantsoa dia Toamasina no handray ny kaongresin’ny...