Ry FET, areheto ny afon’ny Hafaliana !
Anisan’ny ahafatarantsika ny MEJ Liban ilay hira hoe “Je vis le MEJ” : hita ao amin’ny www.facebook.com sy www.youtube.com
Amin’izao fankalazana ny taon-jaobily izao dia namorona ny “Le MEJ en feu de joie” ihany koa i Rolland Mattar.
Mampiavaka ity hira ity ny fisian’ny andininy amin’ny tenim-pirenena efatra : frantsay, espaniôla, anglisy ary italianina.
Jereo ary ao amin’ny http://www.mej2015.com/html/Francese/telechargements.html.
Ho hitanao ao ihany koa ireo vaovao mikasika ny fankalazana ny taon-jaobilin’ny FET.