Resadresaka tamin’i mompera Thomas, mpandrindra ny Afafi-Fet aty Afrika
Taorian’ny fanendrena azy ho mpandrindra ny Afafi-Fet aty Afrika dia niresaka tamin’ny mpanao gazetin’i Radio Vatican mompera Thomas Mbatna.
Novelabelariny tamin’izany ny fivelaran’ny Afafi-Fet aty Afrika sy ny fankalazana ny faha zato taonan’ny FET.
Marihina moa fa miara-miasa akaiky amin’ny mompera Thomas amin’ny fandrindrana ny Afafi-Fet aty Afrika i mompera Charlie Searson (Zambie), masera Rose Macharia (Kenya) ary Dr Chudi Nwoye (Nigeria).
Vakio ny tohiny.