Horonan-tsary : manentana antsika hiaro ny zava-boaary ny Papa Fransoa
Indro ary ny horonan-tsary hahafahantsika manohy ny fiarahana mivavaka amin’ny Ray masina Fransoa.
An-tapitrany ireo olona nijery ilay horonan-tsary napariaka tamin’ny volana janoary ka isaorana antsika hatrany ny fampielezana ny vavaka fanolorana ny andro.