Ireo fampianaran’ny Fiangonana mikasika an’i Masina Maria
Volan’i Masina Maria ny volana mey.
Fotoana fanararaotra handalinana ireo fampianaran’ny Fiangonana mikasika an’i Masina Maria.
Maro ireo Papa no nanoratra taratasy mikasika an’i Masina Maria, indro atolotra antsika izy ireny.
Vitsy no amin’ny fiteny frantsay fa dia amin’ny teny angilisy ny ankamaroany.
Sady mandalina ny fampianaran’ny Fiangonana isika no manohy ny fianarana tenim-pirenena.
Léon XIII
Lucunda Semper Expectatione, 8 sepitambira 1894, fanazavana ny Raozery (amin’ny teny angilisy)
Fidentem Piumque Animum, 20 sepitambira 1896, momba ny Raozery (amin’ny teny angilisy)
Augustissimae Virginis Mariae, 12 sepitambira 1897, fandalinana ny Raozery (amin’ny teny angilisy)
Diuturni Temporis, 5 sepitambira 1898, mikasika ny Raozery (amin’ny teny angilisy)
PIE X
Ad Diem Illum Laetissimum, 2 febiroary 1904, fanajana an’i Maria Virijiny
PIE XI
Ingravescentibus Malis, 29 sepitambira 1937, fampianarana mikasika ny Raozery (amin’ny teny italianina)
PIE XII
Ingruentium Malorum (15 sepitambira 1951), ny fanaovavana ny Raozery (amin’ny teny angilisy)
Ad caeli Reginam (11 oktôbra 1954), Maria Mpanjakavavin’ny lanitra
Jean XXIII
Gratia Recordatio, 26 sepitambira 1959, momba ny Raozery (amin’ny teny angilisy)
Paul VI
Mense Maio, 29 apirily 1965, Maria Virijiny (amin’ny teny angilisy)
Christi Matri, 15 sepitambira 1966, Maria renin’Andriamanitra
Jean Paul II
Redemptoris Mater, 25 martsa 1987, ny toeran’i Maria Virijiny ao amin’ny Finoana