Ireo diosezy mifampitondra am-bavaka
Nohavaozina tamin’ny fiofanana nasiônaly faran’ny teo ny fifapitondrana am-bavaka eo amin’ny diosezy :
Taolagnaro mitondra am-bavaka an’Ambositra
Toliara mitondra am-bavaka an’i Miarinarivo
Morombe – Antsiranana
Ihosy – Morombe
Farafangana – Cnecaum
Mananjary – Antananarivo
Fianarantsoa – Mahajanga
Ambositra – Mananjary
Antsirabe – Toliara
Cnecaum – Tsiroanomandidy
Morondava – Fenoarivo Atsinanana
Toamasina – Farafangana
Ambatondrazaka – Fianarantsoa
Tsiroanomandidy – Moramanga
Miarinarivo – Port-Bergé
Ambanja – Antsirabe
Fenoarivo Atsinanana – Taolagnaro
Antsiranana – Ambanja
Mahajanga – Morondava
Moramanga – Ekipa Nasionaly
Antananarivo – Toamasina
Port-bergé – Ihosy
Ekipa Nasionaly – Ambatondrazaka
Marihina fa ankoatra ny fifampitondrana am-bavaka dia amporisihina ny fifanakalozana isan-karazany toy ny fiarahana manao zaikabe, ny fampitàna vaovao, ny fiofanana iombonana…sns.