Herinandro Laudato Si : mandraisà anjara !
Manomboka androany 16 mey ary hifarana amin’ny talata 25 mey ny herinandro Laudato Si. Maro ireo hetsika nankalazana ny fahadimytaonan’ilay ansiklika navoakan’i Papa Fransoa. Fotoana ihany koa izao hisintomana lesona manoloana ny valan’aretina Covid-19 ka hanomanana ho avy mamiratra kokoa.
Herinandro Laudato Si : ireo hetsika iombonana
Maro ireo hetsika hotanterahina mandritra io herinandro io : vavaka, dinika isan-karazany, andro hanaovana ezaka manokana ho an’ny tranobe iombonana (21 mey).
>>> Hitantsika ato ny antsiriany : https://laudatosiweek.org/fr/events-fr/
Vavaka iombonana
