Hafatra avy amin’ny Fivondronamben’ny eveka eto Madagasikara
« Aleo manaiky an’Andriamanitra toa izay manaiky ny olombelona » (Asa 5,29)
Toa ny fanaony isan-taona dia manolotra hafatra ho an’ny Kristianina sy ny olona tsara sitra-po ny Fivondronamben’ny eveka.
Maro ireo lahadinika ifampizaran’izy ireo :
– Ny Ray masina Paoly VI izay nasandratry ny Fiangonana ho olon-tsambatra ;
– Ny JMJ Mada VIII hatao any Fianarantsoa amin’ny taona 2015 ;
– Ny fiainam-pirenena sy ireo zava-tsarotra lalovana ;
– Ny taona ho an’ny fiainana voatokana.
Manasa antsika hamaky ny tohiny amin’ny tranokalan’ny gazety Lakroan’i Madagasikara.