Fiofanan’ny mpanabe tany Antsohihy : fifampizaràna an-tsary
Nisy ny fiofanan’ny mpanabe notanterahina tany Antsohihy ny 30 martsa ka hatramin’ny 01 aprily lasa teo. Manodidina ny 50 ireo mpandray anjara ka nisy solotena avy amin’ny diosezin’Ambanja. Tonga nampiofana ny Ekipa Nasiônaly. Hotaterina ao amin’ny gazety ny antsipiriany fa ireto aloha misy sary vitsivitsy atolotra antsika.