Fanolorana ny andro : fangatahana ho an’ny septambra 2015
TSATILAKRI !
Ireto ny fangatahana miaraka amin’ny vavaka fanolorana ny andro amin’ity volana septambra ity :
– Mba hitombo hatrany ny fahafahana mampiofana sy manome asa ny tanora rehetra ;
– Ary hijoro ho vavolombelon’ny finoana izay toriany ireo katekista, ka ho hita taratra eo amin’ny fiainany andavanandro izany.