Fangatahana ampanaovin’ny Papa Ray Masina : oktôbra 2022
Mba ho sehatra anjakan’ny firaisan-kina sy ny firahalahiana ary ny fandraisana ny hafa anie ny Eglizy izay miaina ny Evanjely sy mitory azy aminkerim-po ary mba hiainany bebe kokoa anie ny fiombonam-po.